plt_tn/job/07/16.md

28 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Manohy mampiasa fampitoviana ato amin'ireto andininy ireto ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny akon'ny fahoriany amin'ny fahamendrehan-tenany.
# Halako ny fiainako
"tsinontsinoaviko ny fiainako aho"
# ho velona lalandava
"hiaina mandrakizay"
# tsy misy dikany ny androko
"tsy misy fotony ny androko" na "tsy misy lanjany ny androko"
# no tokony hiahianao azy
"no tokony harahinao maso izy"
# no tokony ho rarahianao izy
"no tokony hiahy azy ianao"
# no tokony ho dinihanao izy
"no tokony hanara-maso azy fatratra ianao"