plt_tn/job/07/13.md

835 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Manohy mampiasa fampitoviana amin'ny andininy roa voalohany ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba.

'Hampionona ahy ny farafarako, ary ny fandriako hampitony ny fitarainako

Ny "farafara" sy ny "fandriana" eto dia sarin-teny enti-milaza ny hoe "matory". Eo am-pitsorana matory ho hanantenan'i Joba fiononana. Ilay sarin-teny ihany koa dia manana toetran'olombelona; mahay mampahery sy mampitony olona.

mampatahotra ahy ianao

"ianao" dia manondro an'Andriamanitra izay hanaovan'i Joba ny fitarainany.

fanakendana

mamono olona amin'ny alalan'ny fanerena tenda sy fampitsaharana azy tsy hiaina

ireto taolako ireto

Mampiasa ny teny hoe "taolana" i Joba eto mba hanondroana ny tenany. DH: "Ity vatako ity"