# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Manohy mampiasa fampitoviana amin'ny andininy roa voalohany ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba. # 'Hampionona ahy ny farafarako, ary ny fandriako hampitony ny fitarainako Ny "farafara" sy ny "fandriana" eto dia sarin-teny enti-milaza ny hoe "matory". Eo am-pitsorana matory ho hanantenan'i Joba fiononana. Ilay sarin-teny ihany koa dia manana toetran'olombelona; mahay mampahery sy mampitony olona. # mampatahotra ahy ianao "ianao" dia manondro an'Andriamanitra izay hanaovan'i Joba ny fitarainany. # fanakendana mamono olona amin'ny alalan'ny fanerena tenda sy fampitsaharana azy tsy hiaina # ireto taolako ireto Mampiasa ny teny hoe "taolana" i Joba eto mba hanondroana ny tenany. DH: "Ity vatako ity"