plt_tn/job/07/06.md

1.0 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahatsapan'i Joba ny fahafoizan'ny fiainana.

Haingam-pandeha noho ny famahanan-tenona ny androko

"mihazakazaka ny fiainako"

mpanenona

olona mpanao lamba amin'ny alalanny fandrariana kofehy na taretra

fahamahan-tenona

faritra haingam-piodina na mihetsika amin'ny milina na fitaovana amin'ny fanamboarana lamba

mandalo tsy misy fanantenana ireo

"tonga amin'ny fiarana izy ireo izay tsy tamim-panantenana tokoa

Ry Andriamanitra, tsarovy

Nampiana ny teny hoe "Andriamanitra" io andian-teny io satria ny olona raha mahare ny hoe "tsarovy" dia mety hihevitra hoe Andriamanitra no tiana ho lazaina.

ny fiainako dia fofon'aina iray ihany

Ao antin'io sarin-teny io, mampitaha ny fahafohizan'ny fiainany amin'ny fahafohizan'ny fofonaina. "Tena fohy tahaka ny fofonaina indray mandeha ny fiainako"

tsy hahita soa intsony ny masoko

"Tsy hiaina fifaliana intsony aho."