# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahatsapan'i Joba ny fahafoizan'ny fiainana. # Haingam-pandeha noho ny famahanan-tenona ny androko "mihazakazaka ny fiainako" # mpanenona olona mpanao lamba amin'ny alalanny fandrariana kofehy na taretra # fahamahan-tenona faritra haingam-piodina na mihetsika amin'ny milina na fitaovana amin'ny fanamboarana lamba # mandalo tsy misy fanantenana ireo "tonga amin'ny fiarana izy ireo izay tsy tamim-panantenana tokoa # Ry Andriamanitra, tsarovy Nampiana ny teny hoe "Andriamanitra" io andian-teny io satria ny olona raha mahare ny hoe "tsarovy" dia mety hihevitra hoe Andriamanitra no tiana ho lazaina. # ny fiainako dia fofon'aina iray ihany Ao antin'io sarin-teny io, mampitaha ny fahafohizan'ny fiainany amin'ny fahafohizan'ny fofonaina. "Tena fohy tahaka ny fofonaina indray mandeha ny fiainako" # tsy hahita soa intsony ny masoko "Tsy hiaina fifaliana intsony aho."