plt_tn/job/06/18.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# Ny rodobe izay mandeha amin'ny lalany dia nivily hitady rano
Manohy ny famariparitany ireo namana ho toy tsy azo antoko tahaka ny korian-drano izay maina. DH: "Niova tany amin'ny fitadiavan-drano ny lalan'ireo mpandeha"
# Ny rodobe
Io andian-teny io dia azo adika hoe "ny lalan'ireo rodobe" na "ny lalan'ireo mpandeha" na "ireo mpandeha."
# mirenireny eny an-tany tsy mamokatra izy ireny ka dia ringana
"mandeha na'aiza n'aiza ireo ary maty"
# Tema
Io dia anaran-toerana. Ny mponina ao amin'izany toerana izany dia mpanao rodobe mba hivarotra amin'ireo mponina avy amin'ny tany hafa.
# raha nanantena azy ireo ny antokon'i Sheba
"raha nanantena azy ireo ny mpandeha avy any Sheba"
# Sheba
Io dia anaran-toerana. Ny olona ao amin'izany toerana izany dia mpanao rodobe mba hivarotra zavatra amin'ireo olona avy any amin'ny tany hafa.
# nanantena azy ireo
"nametraka ny fanantenany tamin'izy ireo" na "nanatena azy ireo"
# Diso fanantenana izy ireo nohon'ny fahatokiany fa hahita rano
"voafitaka izy ireo satria natoky fa hahita rano"
# kanefa voafitaka izy ireo
DH: "kanefa diso fanantenana izy ireo " na "kanefa tsy afa-po izy ireo"