plt_tn/job/06/18.md

1.1 KiB

Ny rodobe izay mandeha amin'ny lalany dia nivily hitady rano

Manohy ny famariparitany ireo namana ho toy tsy azo antoko tahaka ny korian-drano izay maina. DH: "Niova tany amin'ny fitadiavan-drano ny lalan'ireo mpandeha"

Ny rodobe

Io andian-teny io dia azo adika hoe "ny lalan'ireo rodobe" na "ny lalan'ireo mpandeha" na "ireo mpandeha."

mirenireny eny an-tany tsy mamokatra izy ireny ka dia ringana

"mandeha na'aiza n'aiza ireo ary maty"

Tema

Io dia anaran-toerana. Ny mponina ao amin'izany toerana izany dia mpanao rodobe mba hivarotra amin'ireo mponina avy amin'ny tany hafa.

raha nanantena azy ireo ny antokon'i Sheba

"raha nanantena azy ireo ny mpandeha avy any Sheba"

Sheba

Io dia anaran-toerana. Ny olona ao amin'izany toerana izany dia mpanao rodobe mba hivarotra zavatra amin'ireo olona avy any amin'ny tany hafa.

nanantena azy ireo

"nametraka ny fanantenany tamin'izy ireo" na "nanatena azy ireo"

Diso fanantenana izy ireo nohon'ny fahatokiany fa hahita rano

"voafitaka izy ireo satria natoky fa hahita rano"

kanefa voafitaka izy ireo

DH: "kanefa diso fanantenana izy ireo " na "kanefa tsy afa-po izy ireo"