plt_tn/job/06/10.md

24 lines
805 B
Markdown

# Aoka ho mbola fiononako izao
"Aoka ho fampiononana ho ahy anie izany" na "hitondra fiononana ho ahy anie izany"
# na dia mifaly ao amin'ny fanaintainana izay tsy mihena aza aho
"handia hafaliana ao anaty fanaintainana tsy manam-piafarana aho" na "hiaritra ny fanaintainana izay misy fihenana aho"
# hafalina
"haravoana"
# tsy mihena
"tsy miha-maivana"
# fa tsy nandà ny tenin'ilay Iray Masina aho
"fa tsy nandà an'Andriamanitra aho"
# Inona moa no heriko, no mbola tokony hiezaka hiandry ihany aho? Inona no hiafarako, no tokony ho halavaiko ny androko?
Mametraka ireo fanontaniana ireo i Joba mba hanamafisana fa tsy misy fotony ho azy ny mbola ho velona. DH: "Ary inona intsony no mbola hiainako sy mbola hirosoako?" na "tsy manana hery enti-miaina aho; tsy misy antony tokony hiaretako"