plt_tn/job/06/10.md

805 B

Aoka ho mbola fiononako izao

"Aoka ho fampiononana ho ahy anie izany" na "hitondra fiononana ho ahy anie izany"

na dia mifaly ao amin'ny fanaintainana izay tsy mihena aza aho

"handia hafaliana ao anaty fanaintainana tsy manam-piafarana aho" na "hiaritra ny fanaintainana izay misy fihenana aho"

hafalina

"haravoana"

tsy mihena

"tsy miha-maivana"

fa tsy nandà ny tenin'ilay Iray Masina aho

"fa tsy nandà an'Andriamanitra aho"

Inona moa no heriko, no mbola tokony hiezaka hiandry ihany aho? Inona no hiafarako, no tokony ho halavaiko ny androko?

Mametraka ireo fanontaniana ireo i Joba mba hanamafisana fa tsy misy fotony ho azy ny mbola ho velona. DH: "Ary inona intsony no mbola hiainako sy mbola hirosoako?" na "tsy manana hery enti-miaina aho; tsy misy antony tokony hiaretako"