plt_tn/job/06/07.md

880 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba sy ny faniriany ho faty.

Mandà ny hikasika ireo aho

"ireo" dia manondro ireo sakafo ratsy tsiro. Joba eto dia manohy mampiasa hevitry ny hoe sakafo ratsy mba ho fanoharana ny zava-misy maharikoriko azy

Eh, enga anie ka ho azoko ny fangatahako; eh, enga anie ka homen'Andriamanitra ahy ny zavatra izay iriko mafy

DH: "Eh, hanao izay efa nangatahiko azy mba hataony anie ny tompo"

mba ho sitrak'Andriamanitra ny hanorotoro ahy indray mandeha

DH: "tsy hihambahamba anie ny Tompo ary hanorotoro ahy"

ka haninjtra ny tanany ary hanala ahy amin'ity fiainana ity Izy

DH: "hiasa faingana anie Izy ka hanafohy ny andro iainako"

haninjitra ny tanany

hiasa faingana