# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba sy ny faniriany ho faty. # Mandà ny hikasika ireo aho "ireo" dia manondro ireo sakafo ratsy tsiro. Joba eto dia manohy mampiasa hevitry ny hoe sakafo ratsy mba ho fanoharana ny zava-misy maharikoriko azy # Eh, enga anie ka ho azoko ny fangatahako; eh, enga anie ka homen'Andriamanitra ahy ny zavatra izay iriko mafy DH: "Eh, hanao izay efa nangatahiko azy mba hataony anie ny tompo" # mba ho sitrak'Andriamanitra ny hanorotoro ahy indray mandeha DH: "tsy hihambahamba anie ny Tompo ary hanorotoro ahy" # ka haninjtra ny tanany ary hanala ahy amin'ity fiainana ity Izy DH: "hiasa faingana anie Izy ka hanafohy ny andro iainako" # haninjitra ny tanany hiasa faingana