plt_tn/job/06/01.md

558 B

raha mba voalanja mantsy ny fangirifiriko; raha mba natao teo amin'ny mizana avokoa mantsy ny loza nanjo ahy rehetra!

Eto ny mpanoratra dia mampiasafanambarana roa mba hampitana hevitra iray, ny vesatry ny fahorian'i Joba.

teo amin'ny mizana

"teo ambony fandanjana"

Fa ankehitriny dia mavesatra kokoa noho ny fasi-dranomasina izany

Mampitaha ny vesatry ny fahoriany amin'ny lanjan'ny fasi-dranomasina i Joba; ireo izay samy afaka mamotika olona. "Ny vesatry ny fangirifiriako sy ny lozako dia mbola maivana noho ny fasika eny amoron-dranomasina."