plt_tn/job/06/01.md

12 lines
558 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# raha mba voalanja mantsy ny fangirifiriko; raha mba natao teo amin'ny mizana avokoa mantsy ny loza nanjo ahy rehetra!
Eto ny mpanoratra dia mampiasafanambarana roa mba hampitana hevitra iray, ny vesatry ny fahorian'i Joba.
# teo amin'ny mizana
"teo ambony fandanjana"
# Fa ankehitriny dia mavesatra kokoa noho ny fasi-dranomasina izany
Mampitaha ny vesatry ny fahoriany amin'ny lanjan'ny fasi-dranomasina i Joba; ireo izay samy afaka mamotika olona. "Ny vesatry ny fangirifiriako sy ny lozako dia mbola maivana noho ny fasika eny amoron-dranomasina."