plt_tn/job/05/20.md

543 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Ny fiovàna amin'ny mpisolo anarana "izy" ho "ianao" izay nanomboka tao amin'ny 5:17 dia mitohy hatramin'ny fiafaran'ny tenin'i Elifaza ao amin'ny 5:26.

Amin'ny mosary dia hanavotra anao Izy

"Amin'ny mosary dia hanavotra anao Andriamanitra"

manavotra anao

"hanefa anao" na "hamonjy anao" na "hanavotra anao amin'ny loza"

ny faharavana

"loza avy amin'ireo fahavalo"

tsy hatahotra ireo bibidia ianao

"tsy hatahotra bibidia ianao"

bibidia

ireo biby izay mbola tsy folaka na nofanina