plt_tn/job/05/20.md

24 lines
543 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Ny fiovàna amin'ny mpisolo anarana "izy" ho "ianao" izay nanomboka tao amin'ny 5:17 dia mitohy hatramin'ny fiafaran'ny tenin'i Elifaza ao amin'ny 5:26.
# Amin'ny mosary dia hanavotra anao Izy
"Amin'ny mosary dia hanavotra anao Andriamanitra"
# manavotra anao
"hanefa anao" na "hamonjy anao" na "hanavotra anao amin'ny loza"
# ny faharavana
"loza avy amin'ireo fahavalo"
# tsy hatahotra ireo bibidia ianao
"tsy hatahotra bibidia ianao"
# bibidia
ireo biby izay mbola tsy folaka na nofanina