plt_tn/job/04/18.md

522 B

ireo izay monina anaty trano vita amin'ny tanimanga, izay ao amin'ny vovoka ny fototra iorenany

Io dia sarin-teny entina milaza ny maha olombelona, izay novolavolaina avy tamin'ny vovoky ny tany ary ny vatany dia tahaka ny trano, izay vita tamin'ny tanimanga sy maloto fanorenana.

potika mialohan'ny kalalao

Ny andian-teny hoe "mialohan'ny" dia adika hoe "alohan'ny" raha ny tokony ho izy." DH: "potika alohan'ny kalalao" na " potika tahaka ny kalalao"

potika

"nisy zavtara namotika azy ireo"

potika

"maty"