plt_tn/job/04/18.md

16 lines
522 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo izay monina anaty trano vita amin'ny tanimanga, izay ao amin'ny vovoka ny fototra iorenany
Io dia sarin-teny entina milaza ny maha olombelona, izay novolavolaina avy tamin'ny vovoky ny tany ary ny vatany dia tahaka ny trano, izay vita tamin'ny tanimanga sy maloto fanorenana.
# potika mialohan'ny kalalao
Ny andian-teny hoe "mialohan'ny" dia adika hoe "alohan'ny" raha ny tokony ho izy." DH: "potika alohan'ny kalalao" na " potika tahaka ny kalalao"
# potika
"nisy zavtara namotika azy ireo"
# potika
"maty"