plt_tn/job/04/16.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny

Mampiasa fampitoviana ao amin'ny adininy faha 17 ny mpanoratra, mamita hevitra iray amin'ny fampiasana fanambarana samihafa mba hanamafisana ny amin'ny fahadiovan'ny olona eo anatrehan'Andriamanitra

Endrika iray no teo anoloan'ny masoko

"Nisy zavatra teo anoloan'ny masoko," "nahita zavatra aho"

ary nahare aho

"naheno aho avy eo"

Afaka ny ho marina kokoa noho Andriamanitra ve ny olona mety maty?

Mametraka io fanontaniana io i Elifaza mba hiheveran'i Joba hoe: "Mihevitra ny tenako ho marina kokoa noho ny Tompo ve aho?" na "Voamarina teo anatrehan'Andriamanitra ve aho?" DH: "Ny olona mety maty dia tsy ho marina mihoatra an'Andriamanitra" na "Ny olona mety maty dia tsy marina eo anatrehan'Andriamanitra."

Afaka ny ho madio noho ny Mpamorona azy ve ny olona iray?

Io fanontaniana io dia mitovy tanjona amin'ilay fanontaniana voalohany. DH: "Ny olona dia tsy ho madio mihoatra noh ny Mpamorona azy" na "Ny olona dia tsy madio eo anatrehan'ny Mpamorona azy."

Mpamorona

"Mpahary"