# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny Mampiasa fampitoviana ao amin'ny adininy faha 17 ny mpanoratra, mamita hevitra iray amin'ny fampiasana fanambarana samihafa mba hanamafisana ny amin'ny fahadiovan'ny olona eo anatrehan'Andriamanitra # Endrika iray no teo anoloan'ny masoko "Nisy zavatra teo anoloan'ny masoko," "nahita zavatra aho" # ary nahare aho "naheno aho avy eo" # Afaka ny ho marina kokoa noho Andriamanitra ve ny olona mety maty? Mametraka io fanontaniana io i Elifaza mba hiheveran'i Joba hoe: "Mihevitra ny tenako ho marina kokoa noho ny Tompo ve aho?" na "Voamarina teo anatrehan'Andriamanitra ve aho?" DH: "Ny olona mety maty dia tsy ho marina mihoatra an'Andriamanitra" na "Ny olona mety maty dia tsy marina eo anatrehan'Andriamanitra." # Afaka ny ho madio noho ny Mpamorona azy ve ny olona iray? Io fanontaniana io dia mitovy tanjona amin'ilay fanontaniana voalohany. DH: "Ny olona dia tsy ho madio mihoatra noh ny Mpamorona azy" na "Ny olona dia tsy madio eo anatrehan'ny Mpamorona azy." # Mpamorona "Mpahary"