plt_tn/job/04/10.md

874 B

Famapahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mampiasa fampitoviana ny mpanoratra amin'ireo andininy ireo, mampita hevitra iray amin'ny alalan'ny fampiasana fanambarana samihafa mba hanamafisana ny famotehan'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy.

Ny fieron'ny liona, ny feon'ny liona masiaka, ireo nifin'ny liona tanora—potika ireo.

Ny fieron'ny liona, ny feony, ary ny nifin'ny liona potika eto dia natao ho toy ny sarin'ny ratsy fanahy eo andalam-pahapotehana

potika izy ireo

Mety atao tso-drafitra io. DH: "misy zavatra mamotika azy ireo"

Ringana ny liona antitra nohon'ny tsy fahampian'ireo haza, ireo zanaky ny liona vavy dia miparitaka eny rehetra eny

Mampiasa sarintsarina liona matin'ny hanohanana sy fianakavian-diona miparitaka ho fanoharana ny ratsy fanahy eo an-dalam-pahapotehana i Elifaza

miparitaka

"zavatra manaparitaka ireo zanaky ny liona vavy"