# Famapahafantarana amin'ny Ankapobeny: Mampiasa fampitoviana ny mpanoratra amin'ireo andininy ireo, mampita hevitra iray amin'ny alalan'ny fampiasana fanambarana samihafa mba hanamafisana ny famotehan'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy. # Ny fieron'ny liona, ny feon'ny liona masiaka, ireo nifin'ny liona tanora—potika ireo. Ny fieron'ny liona, ny feony, ary ny nifin'ny liona potika eto dia natao ho toy ny sarin'ny ratsy fanahy eo andalam-pahapotehana # potika izy ireo Mety atao tso-drafitra io. DH: "misy zavatra mamotika azy ireo" # Ringana ny liona antitra nohon'ny tsy fahampian'ireo haza, ireo zanaky ny liona vavy dia miparitaka eny rehetra eny Mampiasa sarintsarina liona matin'ny hanohanana sy fianakavian-diona miparitaka ho fanoharana ny ratsy fanahy eo an-dalam-pahapotehana i Elifaza # miparitaka "zavatra manaparitaka ireo zanaky ny liona vavy"