plt_tn/job/02/11.md

12 lines
554 B
Markdown

# Elifaza ilay Temanita, Bildada ilay Sohita, ary Zofara ilay Namatita
Elifaza, Bildada, ary Zofara dia anaran-dehilahy. Temana dia tanàna any Edoma. Sohita dia ireo taranak'i Abrahama sy Ketoraha (jereo Genesisy 25:1). Nama dia tanàna any Kanana.
# Nanokana fotoana
"nifanaraka tamina fotoana iray"
# mba hiarahana ory aminy sy hampaherezana azy
Ny teny hoe "miara-ory"sy "mampahery" eto dia mitovy. Ireo namana miezaka mampahery an'i Joba tami'ny alalan'ny fiaraha-miory aminy. DH: "malahelo miaraka amin'i Joba mba hanamaivanana ny fijaliany."