# Elifaza ilay Temanita, Bildada ilay Sohita, ary Zofara ilay Namatita Elifaza, Bildada, ary Zofara dia anaran-dehilahy. Temana dia tanàna any Edoma. Sohita dia ireo taranak'i Abrahama sy Ketoraha (jereo Genesisy 25:1). Nama dia tanàna any Kanana. # Nanokana fotoana "nifanaraka tamina fotoana iray" # mba hiarahana ory aminy sy hampaherezana azy Ny teny hoe "miara-ory"sy "mampahery" eto dia mitovy. Ireo namana miezaka mampahery an'i Joba tami'ny alalan'ny fiaraha-miory aminy. DH: "malahelo miaraka amin'i Joba mba hanamaivanana ny fijaliany."