plt_tn/job/02/01.md

537 B

Fampahafantarana ami'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia mitovy tanteraka amin'ny 1:6 ary azo adika tanteraka amin'ny fomba mitovy.

Ary tamin'izany andro izany

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6

izany andro izany

Io dia andro tsy voafaritra. Matetika isehoan'ny fiangonana. DH: "tamin'ny fotoana izay" na "ilay andro izay"

zanak'Andriamanitra

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6

niseho teo anatrehan'i Yaveh

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6

Avy nirenireny teny an-tany, nivezivezy teny

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6