plt_tn/job/02/01.md

24 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana ami'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireto dia mitovy tanteraka amin'ny 1:6 ary azo adika tanteraka amin'ny fomba mitovy.
# Ary tamin'izany andro izany
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6
# izany andro izany
Io dia andro tsy voafaritra. Matetika isehoan'ny fiangonana. DH: "tamin'ny fotoana izay" na "ilay andro izay"
# zanak'Andriamanitra
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6
# niseho teo anatrehan'i Yaveh
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6
# Avy nirenireny teny an-tany, nivezivezy teny
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6