plt_tn/job/01/20.md

522 B

nandrovitra ny akanjony, nanaratra ny lohany

Ireo dia fombafomba fitomaniana, manamarika alahelo mafy.

Nitanjaka aho raha nivoaka tao an-kibon'ny reniko, ary hitanjaka aho rehefa hiverina ao

"Tamin'ny fahaterahako, tsy nitondra na inona na inona ho amin'ny tany aho, ary amin'ny fahafatesako dia hiverina amin-tanam-polo amin'ny tany aho."

Tamin'ireo zava-nitranga rehetra ireo

"Teo aza ireo zava-nitranga rehetra"

niampanga an'Andriamanitra ho nanao ny tsy mety

"milaza fa nanao ny tsy mety Andriamanitra"