# nandrovitra ny akanjony, nanaratra ny lohany Ireo dia fombafomba fitomaniana, manamarika alahelo mafy. # Nitanjaka aho raha nivoaka tao an-kibon'ny reniko, ary hitanjaka aho rehefa hiverina ao "Tamin'ny fahaterahako, tsy nitondra na inona na inona ho amin'ny tany aho, ary amin'ny fahafatesako dia hiverina amin-tanam-polo amin'ny tany aho." # Tamin'ireo zava-nitranga rehetra ireo "Teo aza ireo zava-nitranga rehetra" # niampanga an'Andriamanitra ho nanao ny tsy mety "milaza fa nanao ny tsy mety Andriamanitra"