plt_tn/job/01/18.md

20 lines
422 B
Markdown

# Ireo zanakao lahy sy vavy dia nihinana sy nisotro divay tao an-tranon'ny lahimatoan'izy ireo
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13
# rivotra mahery
"rambon-danitra" na "tafio-drivotra"
# ny zorony efatr'ilay trano
"tohana ara-drafitr'ilay trano"
# Nilatsaka tamin'ireo zatovo izany
"Nirodana tamin'ireo zanakao lahy sy vavy ilay trano"
# Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13