# Ireo zanakao lahy sy vavy dia nihinana sy nisotro divay tao an-tranon'ny lahimatoan'izy ireo Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13 # rivotra mahery "rambon-danitra" na "tafio-drivotra" # ny zorony efatr'ilay trano "tohana ara-drafitr'ilay trano" # Nilatsaka tamin'ireo zatovo izany "Nirodana tamin'ireo zanakao lahy sy vavy ilay trano" # Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13