plt_tn/jhn/21/17.md

495 B

Niteny taminy fanintelony izy

"Jesosy niteny taminy fanintelony hoe"

tia Ahy ve ianao

Amin'ity rehefa nametraka ity fanontaniana ity Jesosy dia nampiasa ny teny hoe "tia" izay maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana, na fitiava- namana na fianakaviana.

Fahano ny ondriko

Eto ny hoe "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Karakarao ireo olona izay karakaraiko"

marina, dia marina tokoa,

Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.