plt_tn/jhn/21/17.md

16 lines
495 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niteny taminy fanintelony izy
"Jesosy niteny taminy fanintelony hoe"
# tia Ahy ve ianao
Amin'ity rehefa nametraka ity fanontaniana ity Jesosy dia nampiasa ny teny hoe "tia" izay maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana, na fitiava- namana na fianakaviana.
# Fahano ny ondriko
Eto ny hoe "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Karakarao ireo olona izay karakaraiko"
# marina, dia marina tokoa,
Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.