plt_tn/jhn/19/28.md

721 B

rehefa nahafantatra fa vita ny zavatra rehetra

DH: "Fantany fa vitany avokoa ireo zavatra rehetra izay nampanirahin'Andriamanitra hataony.

Ary nisy tavoara feno divay marikivy nipetraka teo

DH: "nisy olona nametraka tavoara feno divay marikivy teo"

divay marikivy

"divay mangidy"

nasian'izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpiambina romana.

ny sipaonjy

Zavatra kely izay mitroka rano ary mitazona izany ao.

tamin'ny hysaopa

"ratsan-kazo izay antsoina hoe hysopa

Nahondriny ny lohany ary niala ny fanahiny

Jaona dia milaza fa Jesosy namerina ny fanahiny tany amin'Andriamanitra. DH: "Nahondriny ny lohany ary nanome ny fanahiny an'Andriamanitra" na "Nahondriny ny lohany ka maty Izy"