# rehefa nahafantatra fa vita ny zavatra rehetra DH: "Fantany fa vitany avokoa ireo zavatra rehetra izay nampanirahin'Andriamanitra hataony. # Ary nisy tavoara feno divay marikivy nipetraka teo DH: "nisy olona nametraka tavoara feno divay marikivy teo" # divay marikivy "divay mangidy" # nasian'izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpiambina romana. # ny sipaonjy Zavatra kely izay mitroka rano ary mitazona izany ao. # tamin'ny hysaopa "ratsan-kazo izay antsoina hoe hysopa # Nahondriny ny lohany ary niala ny fanahiny Jaona dia milaza fa Jesosy namerina ny fanahiny tany amin'Andriamanitra. DH: "Nahondriny ny lohany ary nanome ny fanahiny an'Andriamanitra" na "Nahondriny ny lohany ka maty Izy"