plt_tn/jhn/19/21.md

445 B

Avy eo hoy ireo lohan'ny mpisoron'ny Jiosy tamin'i Pilato hoe

Ireo lohan'ny mpisorona dia niverina tany amin'i lapan'i Pilato ka nanohitra azy tamin'ilay soratra eo amin'ny famantarana. DH: "niverina tany amin'i Pilato ireo lohan'ny mpisorona ary niteny hoe"

Izay voasoratro dia voasoratro.

Pilato dia milaza fa tsy hanova ilay soratra eo amin'ilay famantarana izy. DH: "Izaho dia nanoratra izay tiako soratana, ka tsy hanova izany aho!"