plt_tn/jhn/19/21.md

8 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Avy eo hoy ireo lohan'ny mpisoron'ny Jiosy tamin'i Pilato hoe
Ireo lohan'ny mpisorona dia niverina tany amin'i lapan'i Pilato ka nanohitra azy tamin'ilay soratra eo amin'ny famantarana. DH: "niverina tany amin'i Pilato ireo lohan'ny mpisorona ary niteny hoe"
# Izay voasoratro dia voasoratro.
Pilato dia milaza fa tsy hanova ilay soratra eo amin'ilay famantarana izy. DH: "Izaho dia nanoratra izay tiako soratana, ka tsy hanova izany aho!"