plt_tn/jhn/19/19.md

884 B

Nanoratra famantarana ihany koa Pilato ary nametraka izany teo amin'ny hazofijaliana

Eto ny hoe "Pilato" dia entina hanehoana ilay olona izay nanoratra ny famantarana. Eto ny heo "teo amin'ny hazofijaliana" dia maneho ny hazofijalian'i Jesosy. DH: "Pilato ihany koa dia nandidy olona mba hanoratra famantarana ka hametaka izany eo amin'ny hazofijalian'i Jesosy"

Izao no voasoratra teo: JESOSY AVY ANY NAZARETA, ILAY MPANJAKAN'NY JIOSY

DH: "ka izao ny teny nosoratan'izany olona izanyz: Jesosy avy any Nazareta, Mpanjakan'ny Jiosy"

ny toerana nanomboana an'i Jesosy.

DH: "ilay toerana izay nanomboan'ireo miaramila an'i Jesosy"

Ilay famantarana dia nosoratana tamin'ny Hebreo, Latina, ary Grika.

DH: "Ilay olona izay nikarakara ny famantarana dia nanoratra ilay teny tamin'ny fomba fiteny telo: Hebreo, Latina, ary Grika"

Latina

Ity dia fitenin'ny fanjakana Romana.