forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
884 B
Markdown
20 lines
884 B
Markdown
|
# Nanoratra famantarana ihany koa Pilato ary nametraka izany teo amin'ny hazofijaliana
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "Pilato" dia entina hanehoana ilay olona izay nanoratra ny famantarana. Eto ny heo "teo amin'ny hazofijaliana" dia maneho ny hazofijalian'i Jesosy. DH: "Pilato ihany koa dia nandidy olona mba hanoratra famantarana ka hametaka izany eo amin'ny hazofijalian'i Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# Izao no voasoratra teo: JESOSY AVY ANY NAZARETA, ILAY MPANJAKAN'NY JIOSY
|
||
|
|
||
|
DH: "ka izao ny teny nosoratan'izany olona izanyz: Jesosy avy any Nazareta, Mpanjakan'ny Jiosy"
|
||
|
|
||
|
# ny toerana nanomboana an'i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
DH: "ilay toerana izay nanomboan'ireo miaramila an'i Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# Ilay famantarana dia nosoratana tamin'ny Hebreo, Latina, ary Grika.
|
||
|
|
||
|
DH: "Ilay olona izay nikarakara ny famantarana dia nanoratra ilay teny tamin'ny fomba fiteny telo: Hebreo, Latina, ary Grika"
|
||
|
|
||
|
# Latina
|
||
|
|
||
|
Ity dia fitenin'ny fanjakana Romana.
|