plt_tn/jhn/18/22.md

494 B

Izany ve no fomba hamalianao ny mpisoronabe?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. DH: "Tsy izany no tokony famalianao ny mpisorona-be!"

mijoroa vavolombelona amin'izany diso izany

"teneno Ahy izay diso nolazaiko"

fa raha marina, nahoana ianao no mamely Ahy?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana izay lazain'i Jesosy. DH: "raha miteny ny marina ihany Aho, dia tsy tokony hamely Ahy ianao!"