plt_tn/jhn/18/22.md

12 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izany ve no fomba hamalianao ny mpisoronabe?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana ny hevitra. DH: "Tsy izany no tokony famalianao ny mpisorona-be!"
# mijoroa vavolombelona amin'izany diso izany
"teneno Ahy izay diso nolazaiko"
# fa raha marina, nahoana ianao no mamely Ahy?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana izay lazain'i Jesosy. DH: "raha miteny ny marina ihany Aho, dia tsy tokony hamely Ahy ianao!"