plt_tn/jhn/18/17.md

680 B

Ianao koa ve tsy iray amin'ny mpianatr'io leihilahy io?

Ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba afahan'ilay mpanompo milaza ny fanamarihan'ilay mpanompo vavy somary tamim-pitandremana. DH: "Ianao koa dia iray tamin'ireo mpianan'io lehilahy voasambotra io! Sa tsy izy ianao?

Ary nijoro teo ireo mpanompo sy ireo mpiandry raharaha, ary nandrehitra afon'arina izy ireo, satria nangatsiaka ny andro; ka nanafana ny tenan'izy ireo.

Ireo dia mpanompon'ny mpisoronabe sy ireo mpiambina ny tempoly. DH: "Nangatsika tamin'izany, ka nandrehitra afo arina ireo mpanompon'ny mpisorona-be sy ireo mpiambina ny tempoly ary nitsangana nanafana ny tenan'izy ireo nanodidina izany"