# Ianao koa ve tsy iray amin'ny mpianatr'io leihilahy io? Ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba afahan'ilay mpanompo milaza ny fanamarihan'ilay mpanompo vavy somary tamim-pitandremana. DH: "Ianao koa dia iray tamin'ireo mpianan'io lehilahy voasambotra io! Sa tsy izy ianao? # Ary nijoro teo ireo mpanompo sy ireo mpiandry raharaha, ary nandrehitra afon'arina izy ireo, satria nangatsiaka ny andro; ka nanafana ny tenan'izy ireo. Ireo dia mpanompon'ny mpisoronabe sy ireo mpiambina ny tempoly. DH: "Nangatsika tamin'izany, ka nandrehitra afo arina ireo mpanompon'ny mpisorona-be sy ireo mpiambina ny tempoly ary nitsangana nanafana ny tenan'izy ireo nanodidina izany"