plt_tn/jhn/18/12.md

423 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha-14 dia manome fampahafantarana fototra momban'i Kaiafa.

Ireo Jiosy

Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia milaza ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy"

nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy

Nofatoran'ireo miaramila ny tanan'i Jesosy fa sao dia mitsoaka Izy. DH: "nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy mba tsy afahany mitsoaka"