# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy faha-14 dia manome fampahafantarana fototra momban'i Kaiafa. # Ireo Jiosy Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia milaza ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy" # nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy Nofatoran'ireo miaramila ny tanan'i Jesosy fa sao dia mitsoaka Izy. DH: "nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy mba tsy afahany mitsoaka"