plt_tn/jhn/17/15.md

546 B

izao tontolo izao

Amin'ity andalana ity, ny hoe "izao tontolo izao" dia entina hanehoana ireo olona izay manohitra an'Andriamanitra.

hiarovanao azy ireo amin'ilay ratsy

Ity dia maneho ny Satana. DH: "mba hiarovana azy ireo amin'i Satana, ilay ratsy"

Hamasino amin'ny fahamarinana izy ireo

Ny teny hoe "amin'ny fahamarinana" eto dia maneho ny fampianarana ny fahamarinana. DH: "Atovy ho olonao izy ireo amin'ny fampianarana azy ireo ny fahamarinana"

ny teninao no fahamarinana

"ny hafatrao dia marina" na "izay lazainao dia marina"