plt_tn/jhn/17/15.md

16 lines
546 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izao tontolo izao
Amin'ity andalana ity, ny hoe "izao tontolo izao" dia entina hanehoana ireo olona izay manohitra an'Andriamanitra.
# hiarovanao azy ireo amin'ilay ratsy
Ity dia maneho ny Satana. DH: "mba hiarovana azy ireo amin'i Satana, ilay ratsy"
# Hamasino amin'ny fahamarinana izy ireo
Ny teny hoe "amin'ny fahamarinana" eto dia maneho ny fampianarana ny fahamarinana. DH: "Atovy ho olonao izy ireo amin'ny fampianarana azy ireo ny fahamarinana"
# ny teninao no fahamarinana
"ny hafatrao dia marina" na "izay lazainao dia marina"