plt_tn/jhn/17/01.md

28 lines
880 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Mbola mitohy ny fizaran'ny tantara tamin'ny toko teo aloha. Jesosy efa niresaka tamin'ireo mpianany, ary manomboka mivavaka amin'Andriamanitra izao.
# dia nanandratra ny masony ho amin'ny lanitra Izy
Ity dia fomba fiteny izay midika hoe mijery miakatra. DH: "nijery ny lanitra Izy"
# lanitra
Ity dia maneho ny habakabaka.
# Ray ô ... mankalazà ny Zanakao mba hankalazan'ny Zanaka Anao
Jesosy manontany an'Andriamanitra Ray mba hanome voninahitra Azy ka mba hafahany manome voninahitra an'Andriamanitra.
# Ray ... Zanaka
Ny "Ray ... Zanaka" dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.
# tonga ny fotoana
Eto ny hoe "fotoana" dia entina anehoana ny fotoana hijalian'i Jesosy sy hafatesany. DH: "fotoana izao hijaliako sy hafatesako"
# ny nofo rehetra
Ity dia maneho ny olona rehetra.