# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mbola mitohy ny fizaran'ny tantara tamin'ny toko teo aloha. Jesosy efa niresaka tamin'ireo mpianany, ary manomboka mivavaka amin'Andriamanitra izao. # dia nanandratra ny masony ho amin'ny lanitra Izy Ity dia fomba fiteny izay midika hoe mijery miakatra. DH: "nijery ny lanitra Izy" # lanitra Ity dia maneho ny habakabaka. # Ray Ă´ ... mankalazĂ  ny Zanakao mba hankalazan'ny Zanaka Anao Jesosy manontany an'Andriamanitra Ray mba hanome voninahitra Azy ka mba hafahany manome voninahitra an'Andriamanitra. # Ray ... Zanaka Ny "Ray ... Zanaka" dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy. # tonga ny fotoana Eto ny hoe "fotoana" dia entina anehoana ny fotoana hijalian'i Jesosy sy hafatesany. DH: "fotoana izao hijaliako sy hafatesako" # ny nofo rehetra Ity dia maneho ny olona rehetra.