plt_tn/jhn/16/22.md

953 B

ho faly ny fonareo,

Ity dia fomba fiteny izay miresaka ny fo toy ny hoe olona izany. DH: "ho faly be ianareo" na "ho tena faly be ianareo"

marina, dia marina tokoa

Adikao amin'ny fomba hanamafisan'ny fiteninao ity fa izay manaraka eo dia manan-danja sy marina. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:49.

raha mangataka na inona na inona amin'ny Ray amin'ny anarako ianareo, dia homeny anareo izany

Eto ny "anarana" dia maneho ilay olona sy ny fahefan'i Jesosy. DH: "raha mangataka na inona na inona amin'ny Ray ianareo, dia homeny anareo izany satria Ahy ianareo"

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

tamin'ny anarako ianareo

Eto ny "anarana" dia maneho ilay olona sy ny fahefan'i Jesosy. Ny Ray dia hanaja ny fangatahan'ireo mpino nohon'ny fifandraisan'izy ireo amin'i Jesosy. DH: "Satria ianareo mpanara-dia Ahy" na "amin'ny fahefako"

ho feno ny hafalianareo.

DH: " hanome hafaliana be anareo Andriamanitra"