plt_tn/jhn/15/23.md

780 B

Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko ... fa ankehitriny efa sady hitany no halany Izaho sy ny Raiko

Ny mankahala an'Andriamanitra Zanaka dia mankahala an'Andriamanitra Ray.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon'ny olon-kafa teo anivon'izy ireo Aho, dia tsy ho nanan-keloka izy ireo, fa

DH: "Satria nanao ny asa izay mbola tsy nataon'iza na iza teo amin'izy ireo Aho, dia nanota izy ireo, ary"

hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalàn'izy ireo

DH: "mba hanatanteraka ny faminaniana izay ao amin'ny lalàn'izy ireo

lalàn'izy ireo

Ity dia maneho ny ao amin'ny Testamenta Taloha iray manontolo amin'ny ankapobeny, izay misy ny fampianaran'Andriamanitra rehetra ho an'ireo vahoakany.