# Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko ... fa ankehitriny efa sady hitany no halany Izaho sy ny Raiko Ny mankahala an'Andriamanitra Zanaka dia mankahala an'Andriamanitra Ray. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon'ny olon-kafa teo anivon'izy ireo Aho, dia tsy ho nanan-keloka izy ireo, fa DH: "Satria nanao ny asa izay mbola tsy nataon'iza na iza teo amin'izy ireo Aho, dia nanota izy ireo, ary" # hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalàn'izy ireo DH: "mba hanatanteraka ny faminaniana izay ao amin'ny lalàn'izy ireo # lalàn'izy ireo Ity dia maneho ny ao amin'ny Testamenta Taloha iray manontolo amin'ny ankapobeny, izay misy ny fampianaran'Andriamanitra rehetra ho an'ireo vahoakany.